|
|
|
|

Teny iditra1 fifanalana hazakazaka
Singan-teny  2fifanalana, 3hazakazaka
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  5concours à la course. [1.3#18]
Ohatra  6 Tsy fantatrareo va fa maro no indray mihazakazaka ao amin' ny tany fifanalana hazakazaka, nefa iray monja no mahazo loka? Mihazakazaha toy izany mba hahazoanareo. [2.996#53.9.24]
Voambolana  7 Fanatanjahan-tena

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12